|
|
|
|

Entry (1/2)1  hambo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao
Explanations in English  14  [1.7] pretense, imposture
Explanations in French  15  [1.8] prétention, imposture
Examples  16  [2.69#] hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona;
17  [1.369#] Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy.
18  [2.436#] Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra.

Entry (2/2)19  hambo
Part of speech  20  adjective
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Taisaka] tonta
Explanations in French  22  [1.82] [Taisaka] vieux (objets)

Anagrams  23  hambo, homba

Updated on 2025/08/10