|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hamoa
Fototeny  2 moa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 Etat de ce qui est muet, silence [Vezo] [1.68]

Teny iditra (2/2)5  hamoa
Fototeny  6 voa
Sokajin-teny  7  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamoa
Ohatra  8  Ary hamoa ny hazo any an-tsaha, sady hahavokatra ny tany, ary handry fahizay amin' ny tany izy [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12