|
|
|
|

Teny iditra1  handitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra
4 Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka:
5 Mila handitra amin' ny lehibe erỳ io tovolahy io [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17