|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manditra
Fototeny  2 handitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau [1.3#212]
Mpanahaka  6  mafotra, 7  maisatra, 8  mavoana

Teny iditra (2/2)9  manditra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 gros serpent [1.3#431, 1.54]
Ohatra  13  Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195]
Voambolana  14  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tsipelina hafa  15 mandotra
Kamban-teny rehetra  16 renimanditra

Fivaditsoratra  manditra, 17 mandrita, 18 matindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09