|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 handra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsiny, indrindra izay avy amin' ny ray aman-dreny natao tsinontsinona
[Bara]
[1.1] 4 tsiny [Betsileo] [1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 5 handra |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 kilema
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a defect, anything which has a fault or a defect in it. See kilema.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 défaut, lourdeur, défectuosité, difformité.
[Tankarana]
[1.19] |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 11 handra |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 tarehy
[Tanosy]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|