|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tarehy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny
4 Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny 5 Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho 6 Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the face; appearance; cf. endrika, bika.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 le visage: apparence; cf. endrika, bika.
[1.8] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Mpanahaka | 10 endrika, 11 fify, 12 laingontava, 13 salovantava, 14 takolaka, 15 tava |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 30 ehitra, tarehy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|