|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 handro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanamasahana sakafo, fitanehana
4 Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the cooking of food
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cuisson
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 21 atody handro tsoboka |
| Teny iditra (2/2) | 22 handro |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 fiampofoana
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 action de mettre devant soi, sur ses cuisses
[Taisaka]
[1.82] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|