|
|
|
|

Teny iditra1  mahandro
Fototeny  2 handro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manamasaka zavatra miaraka amin' ny rano amin' ny afo: Mahandro mangahazo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to cook [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire cuire, cuisiner [1.8]
Ohatra  7  ady mamafa trano izy no mahandro vary. [2.442#]
8  manarana ny mahandro vary amin' ny saba vy. [2.285#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 homandra, mahandro, 16 mandraho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09