|
|
|
|

Teny iditra1  hanin-kanina
Singan-teny  2 hanina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4 vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome [1.1]
Ohatra  5  Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. [2.270#]
6  Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hanin-kanina, 8 hanin-kinana, 9 hinankinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02