Entry (1/4) | 1 hanina |
Root | 2 hana |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [1.2] 6 to be eaten; cf. hìnana; [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on mange [1.3, 1.8] |
Examples |
8 nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande)
[1.3]
9 Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3] 10 Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48] 11 Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332] |
Morphology |
|
All compound words | 16 3 combinations of this word |
Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
Entry (2/4) | 18 hanina |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako [1.1] |
Explanations in English |
21 food, victuals, viands, nourishment [1.2] 22 food, nourishment [1.7] |
Explanations in French |
23 nourriture, vivres [1.3, 1.8] 24 aliments [1.3] |
Examples |
25 Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture)
[1.3]
26 Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3] |
All compound words | 27 48 combinations of this word |
Analogs | 28 sakafo, nahandro, fahana, kabaka, tsakotsako, tsakitsaky, fihinanam-be, fanasana, filerana, fibobohana, vatsy, odilolo, odiam-bavafo, vonjy fo, fo tsy aritra, sakafo ambany foitra, sakafo maivana, sakafo sikina, sakafom-borondolo, sakafon-tsorohitra, angaredona, tsindrin-tsakafo, halemana, fialemana, otrikanina |
Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
Article | 30 Randzavola: hanina ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 31 hanina |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [1.1] |
Explanations in English |
34 longing, eager desire, affection; regret. [1.2] 35 longing, regret [1.7] |
Explanations in French |
36 regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [1.3] 37 regret causé par l'éloignement [1.8] |
Derivatives |
|
All compound words | 41 hanin-tany |
Vocabulary | 42 Emotions |
Proverbs | 43 Proverbs containing that word |
Entry (4/4) | 44 hañina |
Part of speech | 45 noun |
Explanations in Malagasy |
46 rivotra [Sihanaka]
[1.78] |
Vocabulary | 47 Meteorology |
Anagrams | 48 Hananì, 49 hanany, 50 hanina, hañina, 51 hinana |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |