|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haninkotrana |
| Singan-teny | 2 hanina, 3 kotrana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[hanina kotrana]
6 inferior food other than rice
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[hanina kotrana]
7 nourriture grossière, autre que le riz
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana.
[2.508#]
9 Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. [2.470#] |
| Tovy hevitra | 10 hanimainty |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|