|
|
|
|

Teny iditra1  hanitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fofona tsara, mamerovero. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 fragrance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 bonne odeur, parfum. Odeur agréable. § hànitra. [Tankarana] [1.19]
6 parfum, bonne odeur [1.8]
7 (tout l'île) Parfum, odeur forte ; se distingue de fofona qui implique une odeur plus suave. Un proverbe dit par exemple : sakamalaho sy havozo samy manana ny hanitra ho azy : le gingembre et le havozo (Ravensara anisata Danguy) ont chacun leur odeur, leur parfum [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  19  Haizavamaniry
Tovy hevitra  20 hamitra
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hanitra, 23 hatrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09