|
|
|
|

Teny iditra1  manamanitra
Fototeny  2 hanitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona:
5 Manamanitra ny rivotra ny voninkazo. / Mahandro vary ho masaka tsara [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17