|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hankana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazam-borona mpivoaka alina
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Karazam-borondia mitovy endrika amin' ny vorondolo [Tsimihety] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a kind of bird. Probably the same as hanka
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 6 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (2/2) | 7 hankana |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 kankana
[Tambahoaka, Betsimisaraka, Bezanozano]
[1.78] 10 kankana(tany, olona) [Tanala] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 for kankana
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 ver
[Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Voambolana | 13 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 14 marary hankana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|