Entry | 1 hantaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hanta |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana |
Anagrams | 9 ahantany, anintaha, hantaina, hatanany, hatanina, hitanana, ihantana, nahatany, nahitana, natahany, niantaha, nitahana, tanahina, tananahi |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |