|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haofotsy |
| Singan-teny | 2 hao, 3 fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Bibikely tahaka ny hao saingy fotsifotsy mipetaka amin' ny fitafiana, manaikitra ny hoditra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pou blanc ou pou du corps
[1.13] |
| Ohatra |
7 Fehezo ny kongona, haofotsy, ary ny lagaly.
[2.424#]
8 hoy izy miantso ny vavy mipetraka mizaha haofotsy eo an-tokotany. [2.346#30] |
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 10 hao, 11 haombary |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 atsofohy, haofotsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|