|
|
|
|

Teny iditra1  haombary
Singan-teny  2 hao, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 katsentsitra mpanimba ny ravim-bary [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 [vary, rice.] an insect, perhaps a weevil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 pou de riz, calandre de riz [1.13]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  9  hao, 10  haofotsy

Fivaditsoratra  11 amborahy, 12 Bahorima, haombary, 13 mahabory, 14 Mibohara, 15 miboraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12