Entry (1/2) | 1 haolo |
Part of speech | 2 adjective |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) |
Explanations in English |
8 [1.2] wild, untamed, applied chiefly to wild cattle easily soared, as birds frequently shot at 9 [1.7] wild |
Explanations in French |
10 [1.8] sauvage |
Synonyms | 11 haolohaolo |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word haolo |
Entry (2/2) | 13 haolo |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra |
Vocabulary |
16 Tools |
Anagrams | 17 aholo, haolo, laoho, loaho |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |