|
|
|
|

Entry1  haolohaolo
Part of speech  2  noun
Root  3  haolo
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
Synonyms  6  haolo

Updated on 2025/07/29