|
|
|
|

Teny iditra1  haotraorina
Fototeny  2 haotraotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haotraory kely aho fa mangidihidy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 haorina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17