|
|
|
|

Entry1  haranana
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony
7  [1.13] taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo
Explanations in English  8  [1.2] the gizzard
Explanations in French  9  [1.3#218, 1.13] gésier
Vocabulary  10  Zoology: (in general)
Synonyms  11  dimany

Anagrams  12  anarahan, hananara, hanarana, haranana, nanaraha, narahana

Updated on 2025/08/10