Entry | 1 hararaotina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hararaotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana |
Explanations in English |
9 [1.2] to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. 10 [1.7] to be taken advantage of; |
Explanations in French |
11 [1.8] dont on tire avantage, dont on profite; |
Anagrams | 12 hararaotina, hiraratanao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |