Entry (1/2) | 1 harato |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy |
Explanations in English |
8 [1.2] a net, net-work, a fishing net. 9 [1.7] a fishnet |
Explanations in French |
10 [1.3] filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille appareil, bandage pour les membres fracturés 11 [1.8] filet de pêche |
Examples |
12 [2.471] Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. |
Vocabulary |
13 Tools |
Other spellings | 14 arato |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word harato |
Article |
16 Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 17 harato |
Part of speech | 18 imperative of passive verb harasana [Full list] |
Root | 19 haratra |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Other spellings | 21 haraso |
Anagrams | 22 ahaotr, ahatro, ahoatr, ahotra, aohatr, haotra, harato, hatora, hatrao, hatroa, hoatra, ohatra, rotaha, taharo, taroha, tohara, toraha |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |