Entry (1/3) | 1 haratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1] |
Explanations in English |
4 the act of shaving [1.7] |
Explanations in French |
5 action de se raser [1.8] |
Examples |
6 Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra.
[2.424#]
7 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472#] |
Derivatives |
|
All compound words | 21 Maroharatra |
Entry (2/3) | 22 haratra |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1] 25 hazo lolohavin'ny andriambo [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in English |
26 the purlins in the roof of a house. [1.2] 27 a purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7] |
Explanations in French |
28 les pannes des toits [1.8] |
All compound words | 29 3 combinations of this word |
Analogs | 30 haraboalavo, mitataoharatraambany, mitataoharatraambony |
Entry (3/3) | 31 haratra |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in English |
33 aratra [1.7] |
Explanations in French |
34 aratra [1.8] |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |