|
|
|
|

Entry1  haratsina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  ratsy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany / Koto taloha, fa vao mainka noharatsin' ny sakaizany izy
Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro
Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka: Noharatsin' ny mpiaramiasa aminy tamin' ny lehibeny izy ka very toerana
Explanations in English  9  [1.2] see ratsy
10  [1.7] to be vilified
Explanations in French  11  [1.3#516] Qu’on rend mauvais, méchant, qu’on dénigre, qu’on calomnie: Taloha tsara fanany izy, fa noharatsin' ny namany (Il était bon autrefois, mais ses camarades l’ont rendu mauvais, l’ont gâté)
12  [1.8] qu'on vilipende
Examples  13  [1.519#] Raha vehivavy kosa indray no ompana dia haratsina arakaraka ny volony.
14  [2.996#] Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran' i Kristy, fa ny Fanahin' ny voninahitra, dia ny Fanahin' Andriamanitra, mipetraka ao aminareo.
Proverbs  15  Proverbs containing the word haratsina

Anagrams  16  hanaratsy, hanatsira, hanisatra, haratsina, hasitrana, hatsarain, hatsarany, hisantara, hisatrana, hitsarana, itsaharan, nahisatra, nitsahara

Updated on 2025/07/29