|
|
|
|

Entry1  harena mainty molaly
Elementary words  2  harena, 3  mainty, 4  molaly
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  harena nolovan' ny tena na hary talohan' ny fanambadiana ka tsy iaraha-mizara amin' ny vady raha misaraka [1.1]
Explanations in French  7  [harena maintimolaly] héritage qui date de loin [1.5#198]

Updated on 2025/10/11