|
|
|
|

Entry1  haren-danim-bazo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  harena, lany, vazo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza

Updated on 2025/07/29