|
|
|
|

Teny iditra1  haroina
Fototeny  2 haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avadibadika mba hifangaro tsara: Haroy matetika itỳ vary mihahy itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be mixed, to be mingled, to be put into a state of confused mixture. [1.2]
6 to be mixed, to be stirred [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on mélange, qu'on ensemble [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12 haroana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 aharony, 15 ahorina, 16 aniraho, 17 anohary, 18 anorahy, 19 arahony, 20 aronahy, 21 haorina, 22 hariaño, haroina, 23 hoarina, 24 iharano, 25 oharina, 26 rihaona, 27 roahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17