|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haromotana |
| Fototeny | 2 romotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra
[1.1] 5 aretina mifindra avy amin'ny biby romotra [1.13] 6 Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rage
[1.54, 1.13] |
| Ohatra |
8 haromotana, ka tsy matahotra aina velona.
[2.245#]
|
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 10 anamotraho, haromotana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|