|
|
|
|

Entry1  haron-doa-body
Elementary words  2  harona, 3  loaka, 4  vody
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1]
Explanations in English  7  (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7]
Explanations in French  8  (littéralement et figuré) panier percé [1.8]

Updated on 2025/10/11