|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 harongam-pohatra |
| Singan-teny | 2 harongana, 3 fohatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 levona, ringana tanteraka hatrany amin' ny fakany; lany harena, botry tanteraka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 destroyed, spent, ruined.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Complètement détruit
[1.3#173] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|