|
|
|
|

Teny iditra1  haron-tabebaka
Singan-teny  2 harona, 3 tabebaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a particular kind of shallow basket [1.2]
Ohatra  7  Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02