|
|
|
|

Teny iditra1  hasihasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahamenarana na fahatahorana fa tsy araka ny nampoizina ny zava-nitranga fa niharihary ny lainga na ny hadisoana natao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Timidité, confusion [1.3#222]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  hasihasy, 10 hisahisa, 11 sahisahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19