|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangasihasy |
| Fototeny | 2 hasihasy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo loka Ibalita ka nangasihasy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be timid
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être confus (gaina)
[1.54] 7 être timide, confus [1.8] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|