|
|
|
|

Teny iditra1  hasikary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 landihazo mora folesina [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de hasy : nom du coton ; et hary dans le sens de richesse ; produit de valeur) Nom donné au coton facile à filer, à travailler. Ce nom s'oppose à hasikitoky. [Bara] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  6 harisika, hasikary, 7 hasirika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12