|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  hary
Sokajin-teny  2  ny ho avin' ny mpamaritra ary

Teny iditra (2/6)3  hary
Sokajin-teny  4  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Izany manko o! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 indeed! Really! Is it so? [1.2]

Teny iditra (3/6)7  hary
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 accumulated possessions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 biens accumulés [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (4/6)21  hary
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 nonon' omby [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  24  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (5/6)25  hary
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 (même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois :
28 Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier). [Bara, Tanala, Betsileo]
29 Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) [Tandroy] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)33  hary
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 (de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :
36 Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae) [Taisaka]
37 Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). [Tandroy] [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  hary, 41 Hira, hira, Hirà, 42 riha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27