|
|
|
|

Teny iditra1  hasoa
Fototeny  2 soa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra soa, toetra tsara
5 Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo
6 Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [1.1]

Fivaditsoratra  hasoa, 7 hoasa, 8 sahoa, 9 saoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12