|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 soa |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany
4 Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana? 5 Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa 6 Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 good, beautiful, excellent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 beau, bon, agréable; avantage, bien
[1.3] 9 beau, bon, excellent [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 51 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 27 soa |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés.
30 Plus couramment appelé voasary. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 33 aso, 34 osa, Osa, 35 sao, soa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|