|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hasoavana
Fototeny  2 soa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra
5 Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 goodness; favorable circumstances [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 bonté; circonstances favorables [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  hasoavana
Fototeny  10 soa
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 hasoavan-jaza [1.13]
Voambolana  14  Finoana

Fivaditsoratra  hasoavana, 15 voasahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20