|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatafa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-kazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a large tree, the kernel of whose fruit is edible. Terminalia catappa , L. Same as atafa (Betsim.), and atafana
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (du malais ketapang; batak: katapang; latinisé en catappa par L.) Terminalia catappa L. (Combretaceae). Le Badamier, souvent planté sur les promenades au bord de la mer. Amandes du fruit comestibles. (voir aussi hatafana).
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Ohatra |
6 Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho.
[2.499]
|
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 8 antafa, antafana, atafa, atafana, hatafana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | hatafa, 10 tahafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|