Entry | 1 hatahina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hataka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin' ny vato eo Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary |
Explanations in English |
9 [1.2] see hataka. |
Anagrams | 10 hahatany, hahitana, hatahany, hatahina, hiantaha, hitahana, ihatahan, nihataha |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |