|
|
|
|

Entry1  hatanjahana
Part of speech  2  noun
Root  3  tanjaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa
Synonyms  5  fahatanjahana

Anagrams  6  hanatanjaha, hatanjahana

Updated on 2025/01/21