|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatanjahina |
| Fototeny | 2 tanjahina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin' ny fanafody ity zaza ity fa saozanina
5 Hamafisina kokoa: Nohatanjahiko tamin' ny anja-by iray lehibe ny sakamandimbin' ny tranoko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 see tanjaka
[1.2] 7 to be strengthened [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on rend plus fort
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|