|
|
|
|

Entry1  hatezerana
Part of speech  2  noun
Root  3  tezitra
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba
Vocabulary  6  Emotions
Synonyms  7  fahatezerana
Proverbs  8  Proverbs containing the word hatezerana

Anagrams  9  ahatezeran, hatezerana, nahatezera

Updated on 2025/08/10