|
|
|
|

Teny iditra1  hatsahana
Fototeny  2 hatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mitovy tantana, faranana:
5 Mbola tokony hohatsahana ity tany eto ity fa misy mivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be cut regularly, to be straightened, to be arranged beforehand. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17