|
|
|
|
Teny iditra
1
hatsikanina
Fototeny
2
ha
tsi
kana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Vazivazina, harabina, ihomehezana, fitahina
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
hatsikanina
, hatsikaniko, hatsikaninao, hatsikaniny, hatsikanintsika, hatsikaninay, hatsikaninareo, hatsikanin', hatsikanin-, hatsikanim-, hatsikani-
6
Ny lasa :
nohatsikanina, nohatsikaniko, nohatsikaninao, nohatsikaniny, nohatsikanintsika, nohatsikaninay, nohatsikaninareo, nohatsikanin', nohatsikanin-, nohatsikanim-, nohatsikani-
7
Ny hoavy :
hohatsikanina, hohatsikaniko, hohatsikaninao, hohatsikaniny, hohatsikanintsika, hohatsikaninay, hohatsikaninareo, hohatsikanin', hohatsikanin-, hohatsikanim-, hohatsikani-
8
Filaza mandidy :
hatsikano
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12