|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hatsikana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika aho izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a legend, an amusing story.
5 See vosobosotra, vazivazy, angano, arira [1.2]
Ohatra  6  Mampiseho fahaiza-miteny sy mampiady hatsikana sy ohabolana eo izy [1.437#]
7  ary nony efa nihinana dia nijery ny miaramila France, mihira sy mandaha-teny, ary manao Taiatira tsy miteny, sy [h]atsikana maro ka nahafinaritra. [2.59#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/3)14  hatsikana
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 Mpanao arira, kivazivazy mampihomehy: Zazalahy hatsikana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 jocular, jesting, talkative [1.2]

Teny iditra (3/3)18  hatsikana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Karazan-kazo izay ampiasaina hampahamanitra ny toaka ny hodiny. (Xerochlamys pilosa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a small shrub, the back of whose root is used in the manufacture of native rum, and as a black dye. It is also said to cause vomiting of blood if used in too great quantity. Xerochlamys pilosa, baker. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 (nom d'un ancien mois lunaire, du sanscrit kartika ?
23 Leptolaena bojeriana (Baill.) Cavaco et Leptolaena pauciflora Baker (Sarcolaenaceae).
24 Racines ajoutées au rhum du pays pour lui donner une teinte brune appréciée.
25 Écorces tannifères et tinctoriales.
26 Le décocté des parties aériennes est administré en boissons dans la syphilis secondaire.
27 Autrefois d'après les Tantaran'ny Andriana (« Histoire des Seigneurs »), on en détachait de petits fragments qui étaient inclus dans la peau après des scarifications.
28 C'était le tetika amin'ny hatsikana. Cette pratique était censée protéger des maladies.
29 Le bois servait surtout à faire du charbon de bois. [Merina] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Mpanahaka  31  atsikana
Kamban-teny rehetra  32 aikatsikana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  35 ahantsika, hatsikana, 36 katsahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17