|
|
|
|

Teny iditra1  havaniana
Singan-teny  2 hatra, 3 vaniana
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Hatreo amin' ny vaniana ny halaliny: Rano havaniana ve dia hahadifotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 up to the loins [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 jusqu' aux reins [1.3]
8 Il y a de l' eau jusqu' aux reins, jusqu' au salaka qui entoure les reins [2.415#6668]
Ohatra  9  Nolazain-dRamaria fa netin' ny Tompo nihoatra ilay tamboho kely havaniana teo anilan' ny tranony izy, ka napetrany teo amin' ilay fiarakodia volamena. [2.649#]
Voambolana  10  Toerana
Tovy hevitra  11 am-pisalakana, havalahana

Fivaditsoratra  havaniana, 12 ihavanana, 13 ivanahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17