|
|
|
|

Teny iditra1  havavafo
Singan-teny  2 hatra, 3 vavafo
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 up to the pit of the stomach [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 jusqu' au creux de l' estomac [2.415]
Ohatra  7  havavafo ny rano. [2.471#]
8  Dia misalakadamasiky nasomizy havavafo makadiry, dia atao sisik' ila mitarisaka eny amin' ny kitrokely ny zorony. [1.437#]
Voambolana  9  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12