Entry | 1 havokarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vokatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahabetsahan' ny voa tamin' ny zavatra nambolena; famoazana betsaka |
Explanations in French |
5 [1.196] (racine vokatra). Fertilité d'une fleur ; d'une culture ; bonne production. |
Vocabulary |
6 Botany |
Anagrams | 7 ahavokaran, havokarana, nahavarako, nahavokara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |